|
|
|
|

Entry 1  faneriterena
Root  2 eritra
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo. [2.245#]
7  Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. [4.27#]
8  Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. [1.320#]

Updated on 2026/04/19