|
|
|
|

Entry 1  fandrihana
Root  2 fandrika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Samborina amin' ny fandrika, amin' ny zavatra amboarira mba hahazoana am-pitaka: Nofandrihana no nahazoana io vorona io
9 Tanana mialoha amin' ny vola: Tsy azonao amidy intsony ireto vary ireto fa efa nofandrihako [1.1]
Explanations in English  10 to be ensnared, to be entrapped. [1.2]
11 to be trapped; to be subscribed to (of a periodical); to be reserved (of a hotel room, a seat, etc); see mamandrika, famandrihana [1.7]
Explanations in French  12 qu'on piège: qu'on abonne; qu'on retient (se dit d'une chambre, une place, etc) [1.8]

Updated on 2026/04/19