|
|
|
|

Entry 1  fanantitranterana
Root  2 antitrantitra
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Allegation  6 fanamafiana
7 fanamafisana [2.436#]
Examples  8  ny fampahatsiavana sy fanantitranterana teo amin' ny kabary ny loloham-binanto sy ny asa ataony ho an' ny fianakavian' ny rafozany. [2.436#]
9  Ny tsy nitovizany kosa dia ny famerenana ny fadin-tseranana ho fomba fanao indray sy ny fanantitranterana fa ny vahiny avy any andafin' ny ranomasina dia tsy maintsy manaraka ny "laloan' ny tany. [2.366#]

Updated on 2026/02/26