|
|
|
|

Entry 1  fanamboamboarana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Examples  5  Izay rehetra hita mitranga eto, toa fanamboamboarana ny hanjarian-draha daholo ihany fotsiny; [2.245#]
6  Hatramin' izay dia ny ministeran' ny Atitany samirery no nanatontosa io andraikitra io, fantatry ny rehetra ny fanararaotana naterak' izany : fanamboamboarana ny lisitry ny mpifidy, fampiasana ny alalana hifidy avy amin' ny fitsarana, ... [4.27#]

Updated on 2026/04/19