|
|
|
|

Entry1 fanamarihana
Root  2marika
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4fisintonana ny saina amin-javatra maningana.
5famantarana manokana. [1.13]
Explanations in French  6remarque.
7marquage. [1.13]
Examples  8 Misy fanamarihana tsy maintsy atao. [4.27#]
9 Ninianay tsy nasiana fanamarihana na fanontaniana izy. [2.285#]
10 Efa voan' ny fanamarihana momba io koa ny tenanay indray andro. [2.356#]
All compound words  113 combinations of this word

Anagrams  12 fahamanirana, 13 fahamarinana, 14 fahamiranana, 15 fanamarihana

Updated on 2025/10/08