|
|
|
|

Entry 1  fampiroboroboana
Root  2 roborobo
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in French  6 actionde se développer, de remdre prospère [1.5]
Examples  7  mihaino ny zava-manahiran-tsaina ny mponina ary mamporisika ny fampiroboroboana ny orinasa tsy miankina amin’ny Fanjakana eo anivon’ny Fokontany; [4.27]

Updated on 2026/04/19