|
|
|
|

Entry 1  fampijaliana
Root  2 jaly
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in English  6 oppression [1.470]
Explanations in French  7 oppression [1.470]
8 action de faire souffrir, de faire attendre [1.5]
Examples  9  Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana. [2.472#244]
10  Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [2.5#23]

Updated on 2026/04/19