|
|
|
|

Entry 1  famerina
Root  2 verina
Part of speech  3  noun or adjective
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Fomba entina mamerina
6 Azo averina [1.1]
Explanations in French  7 Ce qu’on peut rendre, manière de rendre [1.3#828]
Examples  8  Raha dinihina sy heverina Ka bikaina amin' izao dia mora fantatrao famerina. [2.928#]
9  Ataon' ialahy ahoana no ho famerina ny ray aman-dreny efa any ambany rangolahy. [2.643#]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word famerina

Anagrams  famerina, 11 mafireña, 12 marifeña, 13 mifañare

Updated on 2026/04/19