| Entry | 1 famaranana |
| Root | 2 farana |
| Part of speech | 3 noun |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
6 Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
7 famitana, fanaperana [1.1] |
| Explanations in English |
8 a smoothing-knife
9 the final declaration about business that has been done. [1.2] 10 the end or finishing of something; the act of smoothing [1.7] |
| Explanations in French |
11 la terminaison
[1.3] 12 la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3] 13 action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8] 14 terminale [1.66] |
| Examples |
15 Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra.
[2.245#90]
16 Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606#96] |
| Combinations | 17 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word famaranana |
| Anagrams | famaranana, 18 fanamarana, 19 fanaramana |
| Updated on 2026/04/19 |
|