Entry | 1 faisana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zava-mahazo, mahavoa, mampangirifiry izay toy ny famaizana tamin' ny zavatra ratsy natao: Mitondra faisana, mahita faisana [1.1] |
Explanations in English |
4 A wound, an injury to body or mind. [1.2] 5 A scar, a wound; lasting ill effects; an insult [1.7] |
Explanations in French |
6 Blessure, cicatrice; suites d'une blessures [1.8] |
Compound words |
|
Anagrams | 8 faisana, fasiana, fiasana, safiaña |
Updated on 2023/08/24 |