|
|
|
|

Entry 1  fahefana
Root  2 efa
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao
7 Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola
8 Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray
9 Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany [1.1]
Explanations in English  10 power, authority; [1.7]
Explanations in French  11 puissance, autorité [1.8]
Examples  12  Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470#153]
13  Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472#254]
Combinations  14  6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahefana

Updated on 2026/04/19