|
|
|
|

Entry 1  esona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Fofon' aina somary lavareny eo ampatoriana avoakan' ny orona toa fenofeno; tsy mafy ohatra ny erotra izay feo mitrotroka sy toa mitrona mihitsy aza ny esona [1.1]
Explanations in French  10 respiration bruyante durant le sommeil
11 fig. action de faire bonne chère [1.3#130]
Vocabulary  12  Health

Anagrams  esona, 13 soañe

Updated on 2026/04/19