|
|
|
|

Entry 1  eso
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  16 Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra
17 Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1]
Explanations in English  18 scorn, mockery [1.7]
Explanations in French  19 mépris, moquerie, raillerie [1.3]
Examples  20  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471#26]
Vocabulary  21  Emotions
Analogs  22  famazivaziana, 23  famosobosorana., 24  famotsifotsiana, 25  fanatsizarizariana, 26  fanazimbana, 27  fanebahana, 28  haraby, 29  Tebaka, 30  vosobosotra, 31  zimba
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Anagrams  eso, 33 Soe

Updated on 2026/04/22