|
|
|
|

Entry 1  endakendaka
Root  2 endaka
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Explanations in French  5 [duplicatif fréquentatif] [1.3#125]
Examples  6  ary mijinja vary manify, ka endakendaka no isarahana. [2.588#]
7  Ka noho izao endakendaka sy an-keriny nifanaovana izao, dia ity tetik' ady ity no narahiny. [2.587#]

Updated on 2026/04/19