| Entry | 1 emponempona |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Fihetsiky ny fo mitepotepo mafy, izay mazàna hita etỳ ivelany mihitsy aza, noho ny tahotra, fanahiana, fahasasarana,..
[1.1] |
| Explanations in French |
9 essouflement, palpitations
[1.3#124] |
| Updated on 2026/04/19 |
|