| Entry | 1 efaina |
| Root | 2 efa |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity
9 Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory 10 Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io 11 Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany 12 Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra [1.1] |
| Explanations in English |
13 to be accomplished
[1.7] |
| Explanations in French |
14 Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue
[1.3] 15 qu'on termine [1.8] |
| Combinations | 16 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word efaina |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | efaina, 18 iefana |
| Updated on 2026/04/21 |
|