|
|
|
|

Entry 1  eboebo
Root  2 ebo
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1]
Examples  14  Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472#148]
Synonyms  15 ebo
Analogs  16  ajokajoka, 17  akoholahy fahavaratra, 18  be beso, 19  be ebo, 20  be rehaka, 21  be vava, 22  doradora, 23  edikedika, 24  edinedina, 25  hakevohana, 26  kasikasy, 27  lasanko vavany, 28  mampilahendrena, 29  matavy an-delany, 30  rehareha, 31  sehaseha, 32  tehoderaina, 33  tia dera, 34  tia doka, 35  tsy maty am-bavany

Updated on 2026/04/22