|
|
|
|

Entry 1  doroana
Root  2 doro
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1]
Explanations in English  9 to be burned [1.7]
Explanations in French  10 qu'on brûle, qu'on incendie [1.8]
Examples  11  Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. [2.59#289]

Anagrams  12 andoaro, 13 arodano, 14 arodona, doroana

Updated on 2026/04/19