|
|
|
|

Entry 1  dorana
Root  2 dotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampirehetina, asiana amin' ny afo: Nodoran' ny olona ny tanety
9 Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy
10 Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 Andora, 13 andrao, 14 androa, 15 darona, dorana, 16 radona, 17 rodana

Updated on 2026/04/21