| Entry | 1 dimampolo |
| Elementary words | 2 dimy, 3 folo |
| Part of speech | 4 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in English |
7 Fifty
[1.2] |
| Explanations in French |
8 Cinquante
[3.1] |
| International |
9 50
[3.1] |
| Examples |
10 Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia.
[2.472#62]
11 Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [2.470#129] |
| Vocabulary | 12 Mathematics: arithmetic |
| Tables and plates |
13 The Numbers |
| Article | 14 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Updated on 2026/04/19 |
|