|
|
|
|

Entry 1  didiana
Root  2 didy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
9 Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
10 Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano [1.1]
Explanations in English  11 to be cut, to be ordered [1.2]
12 to be cut
13 to be commanded [1.7]
Explanations in French  14 qu'on coupe
15 à qui on commande [1.8]
Examples  16  Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka. [2.1022#]
17  fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69#]
Combinations  18  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word didiana
Proverbs  19  Proverbs containing that word

Anagrams  20 adidina, didiana

Updated on 2026/04/21