| Entry | 1 daindaina |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Ilazana ny hafanan' ny masoandro manevokevoka, midanika mafy
8 anambarana ny feon-javatra izay mikarantsana mampangintsina ny sofina [1.1] |
| Explanations in English |
9 sultriness, oppressiveness of heat; an unendurable sound. See gaingaina
[1.2] |
| Explanations in French |
10 Chaleur brûlante du soleil, son assourdissant
[1.3] |
| Anagrams | 11 adinadina, 12 andidiana, daindaina, 13 diandiana |
| Updated on 2026/04/19 |
|