|
|
|
|

Entry 1  borosy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  23 Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [1.1]
Explanations in French  24 brosse
25 pinceau [1.3#91]
Examples  26  Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [2.117#13]
27  Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#113]
28  Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [2.285#211]
Combinations  29  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word borosy

Anagrams  30 boriso, borosy

Updated on 2026/04/19