|
|
|
|

Entry 1  boredika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Tenin' olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany ratsy ny teny
20 Teny tsy fantatra, teny baiko. [1.1]
Examples  21  Manao ahoana anefa izao ny soratr' ialahy fa toa efa mety ihany izato boredika? [2.643#]

Updated on 2026/02/26