| Entry | 1 borahina |
| Root | 2 boraka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro
9 Ambara, aseho tsy misy afenina [1.1] |
| Explanations in English |
10 see boraka
[1.2] |
| Examples |
11 fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika;
[2.245#]
12 borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508#] 13 Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina. [2.347#68] |
| Synonyms | 14 aboraka |
| Updated on 2026/04/22 |
|