|
|
|
|

Entry 1  bonibony
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  4 Aretina mamorofotra madinika mpamely ny zaza; ny bonibony dia manomboka amin' ny fanaviana maivamaivana sy aretin' andoha ary aretin-tenda kely, dia miseho amin' izay ny mamorofotra rehefa afaka indray na indroa andro; indraindray anefa, mety tsy hiseho ny bonibony, atao hoe milentika izy amin' izay, ka ratsiratsy kokoa aza izy amin' izay noho ny raha miseho [1.1]
Explanations in English  5 puffiness, unnatural swellings, protuberances; measles. See bonabona [1.2]
Explanations in French  6 (prononcé quelquefois bonobono) rougeole [1.3]
7 [Tankarana] sorte de rougeole. See rofotra [1.19]
8 rubéole [1.54]
Vocabulary  9  Health
Synonyms  10 bonobono

Updated on 2026/04/22