|
|
|
|

Entry 1  binata
Root  2 bata
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1]
Explanations in English  8 [passive with infix] [1.2]
Explanations in French  9 porté, soulevé [1.3#76]
Examples  10  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643#]
Synonyms  11 voabata

Anagrams  binata, 12 tinaba

Updated on 2026/04/22