|
|
|
|

Entry 1  betsaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  13 Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko [1.1]
Explanations in English  14 much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.] [1.2]
15 many; much [1.7]
Explanations in French  16 nombreux; beaucoup [1.8]
Examples  17  betsaka ny olona niditra. [2.472#195]
18  Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472#204]
19  Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470#17]
20  Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48#126]
Combinations  21  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word betsaka
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Anagrams  betsaka, 23 Sabteka, 24 tsakabe

Updated on 2026/04/21