|
|
|
|

Entry 1  banjinina
Root  2 banjina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Jerena maharitra tsy mipy: Mankarary maso ny masoandro raha banjinina
9 Jerena ombam-pandinihana feno fisainana fatratra: Banjino ny sarin'i Kristy mihantona eo amin'ny hazo fijaliana. [1.1]
Explanations in English  10 to be stared at, to be looked at earnestly. [1.2, 1.7]
Explanations in French  11 qu'on regarde fixement [1.8]
Examples  12  Filamatra azon' ny tanora banjinina izany [2.508#4]
13  Izany hoe tsy ny toetra na ny fomba amam-panaon' ny olona no banjinina sy andrianina, fa ilay olona amin' ny maha-izy azy fotsiny izao [2.285#96]

Updated on 2026/04/19