|
|
|
|

Entry 1  bangaina
Root  2 banga
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana banga, atao tsy ampy: Tandremo bangainao ny volako amin' ny faran' ny volana fa tsy nanapaka mihitsy aho na dia indray andro aza [1.1]
Explanations in English  9 to have gaps made in as hedges, saws, knife-blades, etc. [1.2]

Updated on 2026/04/19