|
|
|
|

Entry 1  bandrinina
Root  2 bandrina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Jerena amin' ny maso mivontirika mivandravandra mahatahotra: Andeha isika handeha fa tsy tiako ny hobandrinin' irỳ olona toa adala toa inona irỳ [1.1]
Explanations in French  9 qu'on regarde en face, qu'on fixe [1.3]
Other spellings  10 vandrinina

Updated on 2026/04/22