|
|
|
|

Entry 1  avarina
Root  2 varina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny
9 Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana
10 Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1]
Explanations in English  11 to be thrown down; to be exported [1.7]
Explanations in French  12 qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  avarina, 14 iravana, 15 variana

Updated on 2026/04/21