|
|
|
|

Entry 1  atsinkafona
Root  2 tsinkafona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ahevaheva eny ambony rano: Aza dia atsinkafona re ny loto efa mandry any ambany rano any e!
9 Zavatra tsy nisy nahalala na efa hadino ka atranga ho hitan' ny be sy ny maro: Natsinkafony teo tamin' ny kabary nataony ny kileman' ilay maty [1.1]
Explanations in English  10 to be made to float [1.7]
Explanations in French  11 qu'on fait flotter sur l'eau [1.8]

Updated on 2026/04/19