|
|
|
|

Entry1  atsatoka (tsatoka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ajoro, alentika tsy afa-mihetsika: Atsatohy eto ny tahon-tsaina [1.1]
4  Ilaozana ka avala hiandry eo: Loza no nafitsok' i Berna fa natsatony teo foana aho nandritra ny antsasak' adiny [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Anagrams  9  atsatoka, atsotaka

Updated on 2023/01/20