| Entry (1/2) | 1 atototra |
| Root | 2 tototra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be filled into a place or into something
[1.7] |
| Explanations in French |
10 ce dont on couvre, ce avec quoi on comble
[1.3#736] 11 qu'on met pour combler [1.8] |
| Examples |
12 Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara.
[2.48#72]
|
| Combinations | 13 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word atototra |
| Entry (2/2) | 14 atotòtra |
| Root | 15 tot |
| Part of speech | 16 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
21 Lefahina (hozatra)
[1.1] |
| Explanations in French |
22 à secouer, (les nerfs) à détendre
[1.3#736] |
| Anagrams | atototra, atotòtra |
| Updated on 2026/08/14 |
|