|
|
|
|

Entry 1  atosika
Root  2 tosika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava
9 Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy
10 Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [1.1]
Explanations in English  11 to be pushed [1.7]
Explanations in French  12 Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants) [1.3#734]
13 qu'on pousse [1.8]
Examples  14  Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra. [2.508#]
15  Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]
Combinations  16  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word atosika
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  atosika, 18 atsakoy, 19 tsaikao

Updated on 2026/04/21