|
|
|
|

Entry 1  atondritra
Root  2 tondritra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atodika
9 Atolaka (hadisoana)
10 Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [1.1]
Explanations in French  11 à courber, à diriger vers; à rejeter sur [1.3]
Other spellings  12 atondrotra

Updated on 2026/04/22