|
|
|
|

Entry 1  atolaka
Root  2 tolaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory
9 Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany!
10 Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 atakalo, atolaka

Updated on 2026/04/21