| Entry | 1 atao |
| Root | 2 tao |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo
9 Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy 10 Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho 11 Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony 12 Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra 13 Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra 14 Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano 15 Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1] |
| Explanations in English |
16 to be done
[1.7] |
| Explanations in French |
17 qu'on fait, qu'on fabrique
[1.8] |
| Examples |
18 Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika
[2.472#187]
|
| Combinations | 19 36 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word atao |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 21 aato, 22 aota, atao, 23 atoa, Atoa |
| Updated on 2026/08/15 |
|