|
|
|
|

Entry 1  aseho
Root  2 seho
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
9 Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1]
Examples  10  Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
11  Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  aseho, 13 hoesa, 14 Hosea

Updated on 2026/04/21