|
|
|
|

Entry 1  asandratra
Root  2 sandratra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
9 Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny
10 Atao
11 atsangana
12 Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray [1.1]
Explanations in English  13 to be raised high; to be exalted, to be honored [1.7]
Explanations in French  14 à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité [1.3]
15 qu'on soulève; qu'on exalte, honore [1.8]
Examples  16  Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A. [2.48#226]
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21