|
|
|
|

Entry 1  asaika
Root  2 saika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [1.1]

Anagrams  9 akasia, asaika, 10 asiaka, 11 Isaaka, 12 sakaia

Updated on 2026/04/19