| Entry | 1 aroso |
| Root | 2 roso |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary
9 Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra 10 Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay 11 Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be pushed, to be put forward
[1.7] |
| Explanations in French |
13 qu'on pousse; qu'on présente;
[1.8] |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | aroso, 15 asoro |
| Updated on 2026/04/21 |
|