|
|
|
|

Entry 1  arodona
Root  2 rodona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asaina mandeha miaraka daholo (omby aman' ondry)
9 Aingaina miaraka (hira) [1.1]
Explanations in English  10 To be driven along violently; to be wasted, as riches [1.2#523]
Explanations in French  11 à faire marcher, à faire retentir, à dépenser à la fois [1.3#542]
Examples  12  dobohina ny amponga, arodona ny dihy, ary ny fampiarahana ireo no antsoina hoe mamoha saha aminy. [2.245#]

Anagrams  13 andoaro, 14 arodano, arodona, 15 doroana

Updated on 2026/04/19