|
|
|
|

Entry 1  arodana
Root  2 rodana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy
9 Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [1.1]
Explanations in English  10 to be pushed down, as a wall [1.7]
Explanations in French  11 qu'on fait tomber, comme un mur [1.8]

Anagrams  12 adarona, arodana

Updated on 2026/04/19