|
|
|
|

Entry 1  arendrika
Root  2 rendrika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
9 Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
10 Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
11 Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1]
Explanations in English  12 melted, to be sunk or wrecked [1.7]
Explanations in French  13 qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21