|
|
|
|

Entry 1  aompana
Root  2 ompana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao miompana, aankina: Naompany tamin' ny vody hazo izy talohan' ny hikapohany azy
9 Araikitra, ankinina: Azo aompana amin' ny fahaizana teknika fotsiny ve ny fandrosoan' ny firenena? [1.1]
Explanations in English  10 to be tied to. [1.2]

Anagrams  11 ampanoa, aompana

Updated on 2026/04/19