|
|
|
|

Entry 1  aoka
Part of speech  2  interjection [Full list]
Morphology 
3  Simple :
Explanations in Malagasy  4 Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra: Aoka izay ny tabataba!
5 miaraka amin' ny ho: Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao: Aoka ho malina fatratra isika [1.1]
Explanations in English  6 sufficient, enough [1.2]
7 enough! [1.7]
Explanations in French  8 assez! puisse! [1.8]
Combinations  9  11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word aoka

Anagrams  10 akao, 11 akoa, aoka, 12 oaka

Updated on 2026/04/19