|
|
|
|

Entry 1  antsoharaina
Root  2 antsohara
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Hosorana rano mba ho mafimafy kokoa (ny vilany vaovao)
9 Fotopotorana na hamafisina tsara: Isika izao: velona iray trano, maty iray fasana; fihavanana tsy misy hoantsoharaina ny antsika (kabary am-panambadiana) [1.1]
Explanations in English  10 to be seasoned or tempered, as in antsohara. [1.2]

Updated on 2026/02/04