| Entry (1/3) | 1 antoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
10 [Antemoro] fiantsoana ho tsaraina
[1.78] 11 Fiantohana, izany hoe fanondroana zavatra ho solon' ny zavatra iray raha toa misy fahaverezany na fahasimbany itỳ faharoa: Tsara antoka ny famantaranandronao fa mandria ivohon' ny vato 12 Zavatra na vola izay tanana raha tsy voaloa ny vola nosamborina: Anto-bolan' olona io trano io ka tsy azonao vidina 13 Andraikitra: Antokao raha tsy vita ara-potoana itỳ trano itỳ 14 Adidy: Antoky ny ray aman-dreny ny fianaran-janany [1.1] |
| Explanations in English |
15 pledge
[1.2, 1.7] 16 surety, surety-ship, responsibility. See adidy, andraikitra [1.2] 17 a guarantee; insurance [1.7] |
| Explanations in French |
18 assentiment donné en levant la tête, appel en baissant la tête
[1.3] 19 caution, garantie [1.8, 1.13] 20 assurance [1.8] 21 sécurité, gage, hypothèque, aval [1.13] |
| Examples |
22 Azony antoka fa tsy hamitaka azy na oviana na oviana ny vadiny.
[2.470#10]
|
| Combinations | 23 7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word antoka |
| Proverbs | 24 Proverbs containing that word |
| Article | 25 Randzavola: antoka na tsatoka ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/3) | 26 antoka |
| Part of speech | 27 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in English |
31 a nod of assent.
[1.2] |
| Entry (3/3) | 32 antoka |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in Malagasy |
34 [Antambahoaka] tsatokazo
[1.78] |
| Explanations in English |
35 [Provincial] same as antoko, a trivet. See toko.
[1.2] |
| Anagrams | antoka, 36 kantao, 37 katona, 38 kotana, 39 takona, 40 tanako, 41 tokana, 42 tonaka, tonàka |
| Updated on 2026/08/13 |
|